III. Rai“ nay ”
Laharana 2791 amin’ny Katesizy
Noho izany, na misy aza ny fisaraham-bazana eo amin’ny kristianina, dia mijanona ho fananana iombonana sy antso maika ho an’ny vita batemy rehetra ny vavaka Rai“nay”. Noho ny fiombonam-pinoana an’i Kristy sy noho ny Batemy, dia tokony handray anjara izy ireo amin’ny vavak’i Jesoa ho an’ny firaisan’ny mpianany[40].