Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 1686 II. Ny fankalazana amin’ny fandevenana Ny Boky momba ny fandevenana ( Ordo exsequiarum ) (OEx)) amin’ny litorzia rômanina dia manolotra karazana fankalazana telo amin’ny fandevenana, mifanaraka amin’ny toerana telo ny fizotrany (ao an-trano, ao am-piangonana, eny am-pasana), …
  2. 1687 II. Ny fankalazana amin’ny fandevenana Ny fandraisana ny mpiara-miangona . Ny fiarahabana amim-pinoana no manokatra ny fankalazana. Ny havan’ny maty no raisina amin’ny alalan’ny teny “fampiononana” (amin’ny hevitry ny Testamenta Vaovao : ny herin’ny Fanahy Masina ao …
  3. 1688 II. Ny fankalazana amin’ny fandevenana Ny fankalazana ny Tenin’Andriamanitra , amin’ny fotoam-pandevenana, dia mitaky fanomanana voatandrina tsara tokoa satria ny mpiangona tonga eo dia mety hisy mpino tsy dia mazoto loatra amin’ny litorzia, mety hisy tsy kristianina …
  4. 1689 II. Ny fankalazana amin’ny fandevenana Ny Sorona Eokaristika . Raha ao am-piangonana no atao ny fankalazana, dia ny Eokaristia no votoatin’ny fisian’ny Pakan’ny fahafatesana kristianina [20] . Amin’ izany no anambaràn’ny Fiangonana ny fiombonana bebe kokoa amin’ilay …
  5. 1690 II. Ny fankalazana amin’ny fandevenana Ny veloma farany (“any amin’Andriamanitra”) atao amin’ny maty no “fanankinana azy amin’Andriamanitra” ataon’ny Fiangonana. Izany no “fara veloma izay anaovan’ny ankohonana kristianina veloma an’ilay anisan’ny rantsambatany, alohan’ny itondrana ny vatan’ilay maty any …
  6. 1691 Ny fiainana ao amin’i Kristy “Ry kristianina, fantaro ny fahamendrehanao. Satria mandray anjara amin’ny fomba aman-toetran’Andriamanitra ianao ankehitriny, ka aza miverina mikororosy fahana indray amin’ny fiainanao taloha. Tsarovinao hoe : amin’ny Filoha iza no misy anao ary …
  7. 1692 Ny fiainana ao amin’i Kristy Ny Sembolin’ny finoana dia manambara ampahibemaso ny halehiben’ny fanomezan’Andriamanitra ho an’ny olombelona eo amin’ny tsanganasa fahariany, fa indrindra koa amin’ny fanavotana sy ny fanamasinana. Izay ambaran’ny finoana, dia ampitain’ny sakramenta : amin’ny …
  8. 1693 Ny fiainana ao amin’i Kristy Nanao izay nahafaly lalandava ny Ray i Kristy Jesoa [2] . Niaina lalandava tamin’ny fiombonana lavorary niaraka Taminy Izy. Toy izany koa, asaina hiaina eo ambany mason’ny Ray “izay mahita ao amin’ny …
  9. 1694 Ny fiainana ao amin’i Kristy Noho ireo kristianina voakambana amin’i Kristy tamin’ny Batemy [3] , dia “maty amin’ny fahotana fa velona kosa ho an’Andriamanitra ao amin’i Kristy Jesoa” (Rôm 6,11) izy ireo, ka mandray anjara araka izany …
  10. 1695 Ny fiainana ao amin’i Kristy “Nohamarinina tamin’ny anaran’i Jesoa-Kristy Tompo sy tamin’ny Fanahin’ny Andriamanitsika” (1 Kôr 6,11), sy nohamasinina ary nantsoina ho masina [8] ny kristianina rehetra ka manjary “Tempolin’ny Fanahy Masina ” (1 Kôr 6,19). Io …
  11. 1696 Ny fiainana ao amin’i Kristy “ Ny lalan’i Kristy no mahatonga any amin’ny fiainana” (Mt 7,14)) ; ny lalana mifanohitra amin’izany kosa, “mahatonga any amin’ny fahaverezana” (Mt 7,13) [13] . Hita lalandava ao amin’ny katesezin’ny Fiangonana ny …
  12. 1697 Ny fiainana ao amin’i Kristy Amin’ny katesezy , zava-dehibe ny mampiseho mazava tsara ny hafaliana sy ny adidy takìna amin’ny fanarahan-dia an’i Kristy [15] . Ho toy izao ao Aminy ny katesezin’ny “fiainam-baovao” (Rôm 6,4) : - …
  13. 1698 Ny fiainana ao amin’i Kristy Ny Tenan’i Jesoa-Kristy lalandava, izay “lalana sy fahamarinana ary fiainana” (Jo 14,6), no ho fanovozam-pahalalana voalohany sy farany amin’ity katesezy ity. Ny fibanjinana amim-pinoana an’i Kristy no ahafahan’ireo mpinony manantena fa ny …
  14. 1699 Ny fiantsoana ny olombelona : ny fiainana ao amin’ny fanahy Ny fiainana ao amin’ny Fanahy Masina no manatanteraka ny fiantsoana ny olombelona ( toko voalohany ). Fiainana natao ho amin’ny fitiavan’ Andriamanitra sy ny firaisan-kinan’ny olombelona ( toko faharoa ). Fiainana nomena …
  15. 1700 Ny fahamendrehan’ny olombelona Ny nahariana ny olombelona hitovy endrika sy hifanahaka amin’ Andriamanitra no fototry ny fahamendrehany ( andalana 1 ) ; tanteraka izany amin’ny fiantsoana azy ho amin’ny hasambaran’Andriamanitra ( andalana 2 ). Anjarany …
  16. 1701 Ny olombelona endrik’Andriamanitra “I Kristy, amin’ny fanambaràna ny misterin’ny Ray sy ny Fitiavany, dia mampiseho miharihary ny olombelona amin’ny tenan’ny olombelona ihany sy mampahafantatra mazava aminy ny fahambonian’ny fiantsoana azy” [18] . Ao amin’i Kristy, …
  17. 1702 Ny olombelona endrik’Andriamanitra Hita ao amin’ny olona tsirairay ny endrik’Andriamanitra. Mamirapiratra ao amin’ny fiombonan’ny olona izany, amin’ny fifanahafana amin’ny firaisan’ireo Olona-Andriamanitra amin’izy samy izy (jer. toko faharoa).
  18. 1703 Ny olombelona endrik’Andriamanitra Ny olombelona, noho izy nomena fanahy “maha-olona sy tsy mety maty” [21] , no “hany voary eto ambonin’ny tany izay sitrak’Andriamanitra ho olombelona mihitsy” [22] . Vao notorontoronina izy, dia natokana ho …
  19. 1704 Ny olombelona endrik’Andriamanitra Mandray anjara amin’ny fahazavana sy amin’ny herin’ny Fanahin’ Andriamanitra ny olombelona. Amin’ny alalan’ny saina, afaka mahatakatra ny filaminan’ny zavatra naorìn’ny Mpahary izy. Amin’ny alalan’ny sitrapony, afaka mitondra ny tenany ihany mankamin’ny tena …
  20. 1705 Ny olombelona endrik’Andriamanitra Ny olombelona, noho ny herin’ny fanahiny sy ny herin’ny sainy mahiratra ary ny herin’ny sitrapony, dia nomena fahafahana, izay “famantarana manokana ny maha-endrik’Andriamanitra azy” [24] .