Ny fiainana ao amin’i Kristy
Laharana 1693 amin’ny Katesizy
Nanao izay nahafaly lalandava ny Ray i Kristy Jesoa[2]. Niaina lalandava tamin’ny fiombonana lavorary niaraka Taminy Izy. Toy izany koa, asaina hiaina eo ambany mason’ny Ray “izay mahita ao amin’ny mangingina” (Mt 6,6) ireo mpianany, mba ho “lavorary tahaka ny fahalavorarian’ny Ray any an-danitra” (Mt 5,48).