← Lohahevitra rehetra

Andriamanitra

Laharana 34

  1. 228 IV. Ny vokatry ny finoana an’Andriamanitra Tokana “ Mihainoa, ry Israely, ny Tompo Andriamanitrao no Tompo Tokana ... ” (Det 6,4 ; Mk 12,29). “ Tsy maintsy ho tokana Ilay Misy, izany hoe tsy manan-tsahala.(…) Raha tsy tokana Andriamanitra …
  2. 229 IV. Ny vokatry ny finoana an’Andriamanitra Tokana Ny finoana an’Andriamanitra no mitarika antsika hitodika any Aminy irery, ho any amin’Ilay voaloham-piandohantsika sy fara-fiafaràntsika, ary tsy misy tiana kokoa noho Izy na asolo Azy.
  3. 230 IV. Ny vokatry ny finoana an’Andriamanitra Tokana Andriamanitra, tamin’ny nanambaràny ny Tenany, dia mijanona ho mistery tsy hay ambara : “ Raha takatry ny sainao Andriamanitra, dia tsy Andriamanitra Izy ” [48] .
  4. 231 IV. Ny vokatry ny finoana an’Andriamanitra Tokana Ny Andriamanitry ny finoantsika dia manambara ny Tenany ho Ilay izay misy eo ; nampahafantariny fa Izy no “ Ilay manankarena famindram-po sy fahamarinana ” (Eks 34,6). Ny Tenany rahateo Fahamarinana sy …