IV. Ny vokatry ny finoana an’Andriamanitra Tokana

Laharana 228 amin’ny Katesizy

“Mihainoa, ry Israely, ny Tompo Andriamanitrao no Tompo Tokana ...” (Det 6,4 ; Mk 12,29). “Tsy maintsy ho tokana Ilay Misy, izany hoe tsy manan-tsahala.(…) Raha tsy tokana Andriamanitra dia tsy Andriamanitra Izy”[47].

Loharano ôfisialy ↗