IV. Ny vokatry ny finoana an’Andriamanitra Tokana
Laharana 229 amin’ny Katesizy
Ny finoana an’Andriamanitra no mitarika antsika hitodika any Aminy irery, ho any amin’Ilay voaloham-piandohantsika sy fara-fiafaràntsika, ary tsy misy tiana kokoa noho Izy na asolo Azy.