Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2741
Atao ahoana no hampahomby ny fivavahantsika ?
Mivavaka ho antsika koa i Jesoa, eo amin’ny toerantsika sy ho amin’ny tombon-tsoantsika. Voaravona indray maka tamin’ny Antsony mahery teo amin’ny Hazofijaliana sy neken’ny Ray tamin’ny Fitsanganany ho velona ny fangatahantsika rehetra, …
→
-
2742
IV. Mitozoa amin’ny fitiavana
“Mivavaha lalandava” (1 Tes 5,17), “amin’ny fotoana rehetra sy isa-minitra, misaora an’Andriamanitra Ray amin’ny anaran’i Jesoa-Kristy Tompontsika” (Efez 5,20), “mahareta ianareo amin’ny fivavahana sy ny fitalahoana ; mivavaha lalandava ianareo ao amin’ny …
→
-
2743
IV. Mitozoa amin’ny fitiavana
Azo atao lalandava ny mivavaka : ny fotoanan’ny kristianina dia ny an’i Kristy nitsangan-ko velona izay “miaraka amintsika, isan’andro” (Mt 28,20), na manao ahoana na manao ahoana ny fitsokan’ny tafiodrivotra [31] . …
→
-
2744
IV. Mitozoa amin’ny fitiavana
Filana eo amin’ny fiainana ny mivavaka. Tsy ampy haharesy lahatra ny porofo mifanohitra amin’izany : raha tsy mety hotarihin’ny Fanahy isika, dia miverina eo ambany fanandevozan’ny fahotana [33] . Ahoana moa no …
→
-
2745
IV. Mitozoa amin’ny fitiavana
Tsy azo sarahina ny fivavahana sy ny fiainana kristianina satria iray ihany ny fitiavana momba izany ary iray ihany ny fandavan-tena vokatr’io fitiavana io. Iray ihany ny fitoviana maha-zanaka sy feno fitiavana …
→
-
2746
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Nony tonga ny Oran’i Jesoa, dia nivavaka tamin’ny Ray Izy [37] . Ny fivavahany, izay lava indrindra nampitain’ny Evanjely, dia mahafaoka ny fitantanana manontolo ny fahariana sy ny famonjena, toy ny fahafatesany …
→
-
2747
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Ara-drariny no iantsoan’ny lovam-panahy kristianina ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa hoe vavaka maha-“mpisorona” Azy. An’ny Mpisorombentsika izany, tsy azo sarahina amin’ny fanoloran-tenany ho Sorona, amin’ny “fandalovany mamakivavaky” (Paka) mankany amin’ny Ray izay …
→
-
2748
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Ao amin’io vavaka Paka sy ara-tSorona io, no “namondronana” ny zava-drehetra ao amin’i Jesoa [39] : Andriamanitra sy izao tontolo izao, ny Teny sy ny nofo, ny fiainana mandrakizay sy ny fotoana, …
→
-
2749
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Nahatontosa manontolo ny tsanganasan’ny Ray i Jesoa, hany ka mahahenika hatramin’ny fahataperan’ny fotoana ny fivavahany, tahaka ny Fanoloran-tenany ho sorona. Nameno ireo fotoana farany ny vavaka tamin’ny Ora ary nitondra ireo mankamin’ny …
→
-
2750
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Raha miditra amin’ny Anara-masin’i Jesoa Tompo isika no afaka mandray, avy ao anaty, ny vavaka nampianariny antsika hoe : “Rainay !” Ny vavaka maha-mpisorona Azy no nahazoana hevitra, avy ao anaty, an’ireo …
→
-
2751
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Farany, amin’io vavaka io no anambaràn’i Jesoa amintsika sy anomezany antsika ny “fahalalana” tsy azo sarahina momba ny Ray sy ny Zanaka [45] izay misterin’ny Fiainam-bavaka rahateo koa. FAMINTINANA
→
-
2752
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Mitaky ezaka sy tolona amin’ny tenantsika ihany sy amin’ny hafetsen’ny Mpaka fanahy ny vavaka. Ny tolom-bavaka dia tsy azo sarahina amin’ny “ adim-panahy ” ilaina hoenti-miasa andavanandro araka ny Fanahin’i Kristy: tahaka …
→
-
2753
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Amin’ny tolom-bavaka, ny tsy maintsy toherintsika dia ny fihevitra diso, ny toe-tsaina mahazatra samihafa, ny fahatsapana ny tsy fahombiazantsika. Ny tsara anoherana ireo fakam-panahy mampisy fisalasalana ny amin’ny ilàna na ny amin’ny …
→
-
2754
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Ny fahasarotana misongadina indrindra amin’ny fampiasam-bavaka, dia ny fihakahakahan-kevitra sy ny hamainan’ny fo. Amin’ny finoana, amin’ny fibebahan’ny fo sy amin’ny fiambenany no misy ny fanafodin’izany.
→
-
2755
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Fakam-panahy roa mpitranga matetika no mandrahona ny fivavahana : ny tsy fahampian’ny finoana sy ny fahalainana izay endriky ny harerahan-tsaina avy amin’ny fihenan’ny famolahan-tena na fiketrahan’ny sitrapo, ka mitondra ho amin’ny fahakiviana.
→
-
2756
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Ny fitokiana maha-zanaka no mandalo fitsapan-toetra rahefa heverintsika sy tsapantsika fa tsy hoe hoekena lalandava akory ny fivavahantsika. Mitaona antsika hanontany tena ny Evanjely ny amin’ny fifanarahan’ny fivavahantsika amin’ny fanirian’ny Fanahy.
→
-
2757
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
“ Mivavaha lalandava ” (1 Tes 5,17). Azo atao lalandava ny mivavaka. Filana eo amin’ny fiainana mihitsy izany. Tsy azo sarahina ny fivavahana sy ny fiainana kristianina.
→
-
2758
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa, antsoina indrindra koa hoe “ vavaka maha-mpisorona ” [46] , no mamondrona ny fitantanana manontolo ny fahariana sy ny famonjena. Avy amin’io vavaka maha-mpisorona io no nipoiran’ny …
→
-
2759
Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!”
“Indray andro, tao amin’ny toerana iray, nivavaka i Jesoa. Rahefa nitsahatra Izy, dia hoy ny iray tamin’ireo mpianany nangataka Taminy : "Tompo ô, ampianaro mivavaka izahay, tahaka ny nampianaran’i Joany ny mpianany"” …
→
-
2760
Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!”
Vetivety ihany ny fanao ara-litorzia dia namarana ny Vavaky ny Tompo tamin’ny tenim-boninahitra. Toy izao ny ao amin’ny Didaché : “Fa Anao ny hery sy ny voninahitra mandrakizay” [3] . Ny lalàm-panorenana …
→