Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2618
Ny vavak’i Maria Virjiny
Ny Evanjely dia manambara amintsika ny fomba fivavak’i Maria sy fanelanelanany amim-pinoana : tao Kanà [100] , niangavy tamin-Janany ny Renin’i Jesoa ho an’ny zavatra ilaina tao amin’ny sakafon’ny fampakaram-bady iray, famantarana …
→
-
2619
Ny vavak’i Maria Virjiny
Izany no mahatonga ny tonon-kiran’i Maria [102] , “ Magnificat”(Mankalaza ny Tompo ny fanahiko) amin’ny teny latinina, “ Mégalinaire” amin’ny teny bizantinina, ho sady tonon-kiran’ny Renin’Andriamanitra no tonon-kiran’ny Fiangonana, sady tonon-kiran’ny Zanakavavin’i …
→
-
2620
Ny vavak’i Maria Virjiny
Ny môdely lavorary amin’ny fivavahana, ao amin’ny Testamenta Vaovao, dia miorina amin’ny vavaka maha-zanaka an’i Jesoa. Ny vavak’i Jesoa, natao matetika tany amin’ny toerana mitokana, tany amin’ny toerana mangina, dia manambara firaiketam-po …
→
-
2621
Ny vavak’i Maria Virjiny
Tamin’ny fampianarany i Jesoa no nampianatra ny mpianany hivavaka amim-po voadio, amim-pinoana velona sy maharitra, amim-pahasahian-janaka. Miantso azy ireo hiambina Izy ary mandrisika azy ireo hanolotra amin’Andriamanitra ny fangatahan’izy ireo amin’ny anarany. …
→
-
2622
Ny vavak’i Maria Virjiny
Ny vavak’i Maria Virjiny, ao amin’ny “ Aoka anie ho tanteraka amiko ” ( “ Fiat ” ) sy ao amin’ny “Mankalaza ny Tompo ny fanahiko” (Magnificat) dia misongadina amin’ny fanolorana amin-kalalahana …
→
-
2623
Amin’ny andron’ny Fiangonana
Tamin’ny andro Pantekôty, ny Fanahin’ny fampanantenana dia nirotsaka tamin’ny mpianatra, “nivory tao amin’ny toerana iray” (Asa 2,1), ka teo am-piandrasana Azy, “dia niray saina izy rehetra, ary naharitra nivavaka” (Asa 1,14). Ny …
→
-
2624
Amin’ny andron’ny Fiangonana
Tao amin’ny ankohonam-piangonana voalohany tao Jerosalema, dia “nazoto tamin’ny fampianaran’ny apôstôly, tsy nivadika tamin’ny fiombonana maha-mpiray tam-po ara-pinoana, tamin’ny fizarana ny mofo ary tamin’ny vavaka” (Asa 2,42) ny mpino. Mampiavaka ny fivavahan’ny …
→
-
2625
Amin’ny andron’ny Fiangonana
Ny fivavahan’ny Fiangonana aloha dia ireo izay henoin’ny mpino sy vakìny ao amin’ny Soratra Masina, kanefa ampihariny amin’ny fiainana ankehitriny ireny, singanina manokana ny vavaka Salamo, izay manomboka amin’ny fahatanterahan’izy ireny ao …
→
-
2626
I. Ny fisaorana sy ny fitsaohana
Ny fisaorana dia maneho ny fihetsiky ny halalin’ny fivavahana kristianina: izy no fihaonan’Andriamanitra sy ny olombelona ; ao aminy ny Fanomezan’Andriamanitra sy ny fandraisan’ny olombelona no mifampiantso sy miray. Ny vavaka fisaorana …
→
-
2627
I. Ny fisaorana sy ny fitsaohana
Endrika fototra anankiroa no maneho izany fihetsika izany : indraindray amin’ny endrika miakatra, entin’ny Fanahy Masina, amin’ny alalan’i Kristy, mankany amin’ny Ray (misaotra Azy isika noho ny nitsofany rano antsika [105] ); …
→
-
2628
I. Ny fisaorana sy ny fitsaohana
Ny fitsaohana dia fihetsika voalohany ataon’ny olombelona izay miaiky ho zavaboary eo anatrehan’ny Mpahary azy. Ny fitsaohana no midera ny halehiben’ny Tompo izay nanao antsika [107] sy ny maha-Mahefa ny zava-drehetra ny …
→
-
2629
II. Ny vavaka fangatahana
Betsaka ny fahasamy hafa kely ny voambolana momba ny fitalahoana, ao amin’ny Testamenta Vaovao : mangataka, mitalaho, manao lemozy, miantso, mikiaka, mitaraina, ary mitolona mihitsy amin’ny vavaka [109] . Kanefa ny endriny …
→
-
2630
II. Ny vavaka fangatahana
Tsy dia betsaka vavaka fitarainana mafy ao amin’ny Testamenta Vaovao, kanefa hita matetika kosa ao amin’ny Testamenta Taloha. Manomboka ao amin’i Kristy nitsangan-ko velona ny fangatahan’ny Fiangonana no entin’ny fanantenana, na mbola …
→
-
2631
II. Ny vavaka fangatahana
Ny fangataham-pamelana no fihetsika voalohany amin’ny vavaka fangatahana (jereo ilay poblikanina : “Mamindrà fo amiko fa mpanota aho”, Lk 18,13). Izy no mialoha amin’ny vavaka marina sy madio tsy misy fahony. Ny …
→
-
2632
II. Ny vavaka fangatahana
Ny fangatahana kristianina dia miompana amin’ny faniriana sy ny fikatsahana ny Fanjakan’Andriamanitra izay ho tonga, araka ny fampianaran’i Jesoa [111] . Misy ambaratonga amin’ireo fangatahana : voalohany, ny Fanjakan’Andriamanitra, manaraka izany, izay …
→
-
2633
II. Ny vavaka fangatahana
Rahefa mandray anjara toy izany amin’ny fitiavana mahavonjy avy amin’ Andriamanitra, dia mahazo an-tsaina fa ny filana rehetra dia mety hanjary fototry ny fangatahana. I Kristy izay nizaka tao Aminy ny zavatra …
→
-
2634
III. Ny vavaka fitalahoana
Ny fitalahoana dia vavaka fangatahana izay mahatonga ny fivavahantsika hitovy akaiky amin’ny vavak’i Jesoa. Izy no Mpanalalana tokana eo akaikin’ ny Ray mba ho an’ny olombelona rehetra, singanina manokana ny mpanota [117] …
→
-
2635
III. Ny vavaka fitalahoana
Ny mitalaho, ny mangataka ho an’ny hafa, nanomboka tamin’i Abrahama, dia toetran’ny fo manokana mifanaraka amin’ny famindram-pon’ Andriamanitra. Ao anatin’ny fotoanan’ny Fiangonana, ny fitalahoana kristianina dia mandray anjara amin’ny an’i Kristy : …
→
-
2636
III. Ny vavaka fitalahoana
Niaina fatratra izany endrika fifampizàrana izany ny ankohonam-piangonana kristianina voalohany [119] . Nampandray anjara azy ireo toy izany i Paoly apôstôly tamin’ny andraiki-panompoany ny Evanjely [120] , nefa mitalaho koa ho azy …
→
-
2637
IV. Ny vavaka fisaorana
Ny fisaorana no mamaritra mazava ny vavaky ny Fiangonana, izay mampiseho sy mahatonga bebe kokoa ny maha-izy azy, amin’ny fankalazana ny Eokaristia. Satria, i Kristy, amin’ny tsanganasam-pamonjena, no manafaka ny zavaboary amin’ny …
→