Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2391
Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana
Betsaka ankehitriny no mitaky karazana “zo amin’ny fizahan-toetra” eo amin’izay manam-pikasana hivady. Na ahoana na ahoana ny hamafin’ny fikasan’izy ireo izay mifanaiky ao anatin’ny firaisana ara-nofo alohan’ny fotoana, “dia tsy afaka hiantoka …
→
-
2392
Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana
“ Ny fitiavana no fiantsoana fototra sy hatrany am-bohoka ny olombelona rehetra ” [63] .
→
-
2393
Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana
Raha vao nahary ny olombelona ho lehilahy sy ho vehivavy Andriamanitra, dia efa nataony mitovy ny hasin’ny maha-olona ny tsirairay avy na ny andaniny na ny ankilany. Anjaran’ny tsirairay kosa, lehilahy sy …
→
-
2394
Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana
I Kristy no môdelin’ny fahadiovam-pitiavana. Ny vita batemy rehetra dia voantso hadio fitiavana eo amin’ny fiainana, ny tsirairay araka ny lalam-piainana arahin’izy ireo avy.
→
-
2395
Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana
Ny hoe fahadiovam-pitiavana dia midika fampiraisana tsy misy tomika ny maha-lahy na ny maha-vavy ao amin’ny maha-olona azy. Mila fianarana mifehy tena ho an’ny tsirairay ny fahadiovam-pitiavana.
→
-
2396
Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana
Amin’ireo fahotana manohitra mafy ny fahadiovam-pitiavana, dia tsy maintsy lazaina ireto : ny asam-pijanganjangana atao amin’ny tena ihany, ny fijangajangana, ny fampisehoam-betaveta ary ny firaisan’ny samy lehilahy na ny samy vehivavy.
→
-
2397
Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana
.Ny fanekem-panambadiana nifanaovan’ny mpivady an-kalalahana dia mitaky fitiavana tsy mivadika. Mahatonga azy ireo hitandro ny maha-tsy azo ravana ny fanambadiany izany.
→
-
2398
Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana
Ny fiterahana dia soa, fanomezana, ary tanjon’ny fanambadiana. Amin’ny fampitana ny aina, mandray anjara amin’ny maha-Raiamandreny an’ Andriamanitra ny mpivady.
→
-
2399
Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana
Iray amin’ireo endrika maha-ray sy maha-reny tompon’andraikitra, ny fandrindram-piterahana. Na ara-drariny aza ny eritreritra amam-pikasan’ ny mpivady hanao izany, dia tsy manamarina ny fampiasana ny fomba amam-pitaovana tsy azo ekena ara-pitsipi-pitondran-tena izany …
→
-
2400
Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana
Ny fanitsakitsaham-bady, ny fisaraham-panambadiana, ny fampirafesana ary ny tokantranoimaso, dia fahotana lehibe manimba ny fahamendrehan’ ny fanambadiana.
→
-
2401
Ny didy fahafito
Raràn’ny didy fahafito ny maka na ny mitana tsy an-drariny ny fananan’ ny namana sy ny mihetraketraka ny fananany na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana. Didian’ny didy fahafito ny hanaovana …
→
-
2402
I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana
Efa hatrany am-piandohana Andriamanitra no nanankina ny tany sy ireo harena manontolo ao aminy amin’ny fitantanana iombonan’ny olombelona, mba hokarakarainy, hanjakany amin’ny alalan’ny asany ary hifaliany amin’ny vokatra avy aminy [2] . …
→
-
2403
I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana
Ny zo hanam-pananana manokana , azo na voaray tamin’ny fomba ara-drariny, dia tsy manafoana ny fanomezana hatrany am-piandohany ny tany ho an’ny fitambaran’ny olombelona rehetra. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba …
→
-
2404
I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana
“Ny olombelona, amin’ny fampiasany ny zavatra izay azy ara-dalàna, dia tsy mahazo mihevitra na oviana na oviana an’izany ho toy ny an’ny tenany irery ihany, fa hihevitra azy koa ho toy ny …
→
-
2405
I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana
Ny fananana vokatry ny asa –mivaingana na tsy mivaingana – toy ny tany na ny orinasa-taozavatra, ny fahaizana manokana na ny haikanto, dia mitaky ny fiahian’ny tompon’izy ireny mba hahasoa olona faran’izay …
→
-
2406
I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana
Zo sy adidin’ny mpifehy fanjakana ny mampifanitsy amin’ny soa iombonana, ny fampiasana ara-dalàna ny fahefana amin’ny zo ho tompom-pananana [4] .
→
-
2407
II. Ny fanajana ny olona sy ny fananan’izy ireo
Amin’ny lafiny fiharian-karena, ny fanajana ny fahamendrehan’ny olona dia mitaky ny fanatanterahana ny herim-panahy fahalalana onony , mba hampihenana ny firaiketam-po amin’ny haren’izao tontolo izao; ny herim-panahy fahamarinana , mba hiarovana ny …
→
-
2408
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Mandrara ny halatra ny didy fahafito, izany hoe ny fandrobàna sy ny fibodoana ny fananan’ny hafa manohitra ny sitrapo marin’ny tompon’ny fananana. Tsy halatra ny maka zavatr’olona raha toa ka marim-pototra ny …
→
-
2409
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Na inona na inona fomba akàna sy itanana tsy ara-drariny ny fananan’ny hafa, dia manohitra ny didy fahafito, na dia tsy mifanohitra amin’ny fepetra momba ny didy aman-dalàn’ny fanjakana aza. Tahaka ireto …
→
-
2410
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Tsy maintsy efaina ny fampanantenana natao , ary tsy maintsy tandremana amin’ny fomba hentitra ny fifanekena raha rariny ara-pitsipi-pitondran-tena ny antoka hanatanterahana azy. Miankina amin’ny soatoavin’ny fifanekena ifanaovan’ny olona tsirairay na ny …
→