Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana

Laharana 2395 amin’ny Katesizy

Ny hoe fahadiovam-pitiavana dia midika fampiraisana tsy misy tomika ny maha-lahy na ny maha-vavy ao amin’ny maha-olona azy. Mila fianarana mifehy tena ho an’ny tsirairay ny fahadiovam-pitiavana.

Loharano ôfisialy ↗