I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana

Laharana 2406 amin’ny Katesizy

Zo sy adidin’ny mpifehy fanjakana ny mampifanitsy amin’ny soa iombonana, ny fampiasana ara-dalàna ny fahefana amin’ny zo ho tompom-pananana[4].

Loharano ôfisialy ↗