Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1886
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
Tena ilaina ny fiaraha-monina mba hanatanterahan’ny olombelona ny fiantsoan’Andriamanitra azy. Mba hahatratrarana io tanjona kendrena io, dia tsy maintsy hajaina ireo ambaratongan-tsoatoavina marina izay “mamehy ny lafiny ara-batana sy ara-pironan’ny nofo amin’ny …
→
-
1887
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
Ny fampifoterana ny fomba amam-pitaovana amin’ny tanjona kendrena [10] , izay miafara amin’ny fanomezan-danja ho tanjom-piafaràna an’izay fomba amam-pitaovana fotsiny ahatongavana amin’izany, na amin’ny fiheverana ny olona ho toy ny fitaovana tsotr’izao …
→
-
1888
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
Noho izany, ilaina ny mangata-bonjy amin’ny fampiasan’ny olona ireo herim-pahaizany ara-tsaina sy ara-môraly, sy ny mitaky lalandava ny fibebahany anaty , mba hahazoam-bokatra amin’ny fanovàna ny fiaraha-monina izay tokony hanampy azy tokoa. …
→
-
1889
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
Ny olombelona, raha tsy misy ny fanampian’ny fahasoavana, dia tsy hahay “hamantatra ny sakelidalana, matetika tery, eo anelanelan’ny tsy fahasiana miady izay mamela ho amin’ny ratsy sy ny fanaovana an-keriny izay noheverina …
→
-
1890
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
Misy fifanafahana marina amin’ny firaisan’ireo Olona Telo-Andriamanitra ny fihavanan’ny olombelona izay tsy maintsy haorin’izy ireo amin’ny samy izy ireo.
→
-
1891
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
Mba hampivelatra ny olombelona araka ny toetrany voa-Janahary, dia mila ny fiainam-piaraha-monina izy. Misy ireo endri-piaraha-monina sasantsasany, toy ny fianakaviana sy ny mpiray tanàna, no mifanandrify kokoa avy hatrany amin’ny toetra voa-Janahary …
→
-
1892
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
“ Ny olombelona no, sady tsy maintsy, ho foto-piandohana sy antom-panaovana ary tanjom-piafaran’ny rafitra rehetra ajoro momba ny fiaraha-monina ” [14] .
→
-
1893
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
Ilaina ny mampirisika ny olona handray anjara malalaka amin’ireny fikambanana miorina sy rafitra nofidìna ajoro ireny.
→
-
1894
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
.Araka ny fitsipika fototry ny fifamenoana amam-pifanampiana, na ny Fanjakana na ny iray amin’izay seha-pikambanana midadasika bebe kokoa, dia tsy misy mahazo misolo toerana ny olona tsirairay sy ny vondrona mpanelanelana, amin’ny …
→
-
1895
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
Manana adidy hampandroso ny fampiasana ny hatsaram-panahy ny fiaraha-monina, fa tsy ho vato misakana izany. Ireo ambaratongan-tsoatoavina marina no tokony hitsilo ny saina amin’izany.
→
-
1896
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
Amin’ny toerana izay hanimban’ny fahotana ny toe-javatra iainan’ny fiaraha-monina, dia ilaina ny mangata-bonjy ho amin’ny fibebahan’ny fo sy ho amin’ny fahasoavan’Andriamanitra. Ny fitiavana no manosika ho amin’ ny fanavaozan-toetra tena izy. Tsy …
→
-
1897
I. Ny fahefana mifehy
“Tsy hilamina sy tsy hahavokatra ny fiainan’ny mpiara-monina raha tsy misy olona omena fahefana ara-dalàna ka hiantoka ny fiarovana ny lalàna fototra ary hiahy, amin’ny fepetra ampy, ny soa iombonana” [16] . …
→
-
1898
I. Ny fahefana mifehy
Ny fikambanan’olona rehetra dia mila fahefana mifehy azy [17] . Ao amin’ny toetra voa-Janahary maha-olombelona no misy ny fototry ny fahefana mifehy. Ilaina amin’ny fampiraisana ny mpiray tanàna izy. Ny anjara asany …
→
-
1899
I. Ny fahefana mifehy
Avy amin’Andriamanitra no ipoiran’ny fahefana mifehy takìn’ny lalàm-pitondran-tena : “Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny manam-pahefana ara-dalàna mampiasa fahefana, satria tsy misy fahefana tsy avy amin’ Andriamanitra, ary ny fahefana rehetra …
→
-
1900
I. Ny fahefana mifehy
Ny adidim-panekena no manery ny rehetra hanome voninahitra ny manam-pahefana araka izay tokony hatao aminy, hanome haja, ary araka ny mahamendri-balisoa azy ireo, hanome fankasitrahana sy haneho fitiavana ny olona izay miandraiki-draharaha …
→
-
1901
I. Ny fahefana mifehy
Raha avy amin’ny fandaharana naraikitr’Andriamanitra ny fahefana mifehy, “ny mametra amin’izay ho lasi-pitondram-panjakana kosa, toy izany koa ny manendry izay ho mpitondra azy ireo, dia tokony havela hiankina amin’ny sitrapo malalaky ny …
→
-
1902
I. Ny fahefana mifehy
Tsy avy amin’ny tenany no hahatonga ny fahefana mifehy ho ara-dalàna ara-môraly. Tsy tokony hanao teniko fe lehibe sy didy boraingona izy, fa hiasa ho an’ny soa iombonana, ka mova tsy “hery …
→
-
1903
I. Ny fahefana mifehy
Tsy miasa ara-dalàna ny fahefana mifehy raha tsy ny soa iombonan’ny vondron’olona noheverina ho amin’izany no katsahiny, ary mba hahatratrarany izany, dia ny fomba ara-pitsipi-pitondran-tena eken’ny lalàna no ampiasainy. Raha sendra mamoaka …
→
-
1904
I. Ny fahefana mifehy
“Tsaratsara kokoa ny fahefana rehetra, raha ampifandanjana amin’ny fahefana hafa sy amin’ny fahefana manapaka hafa izay mampaharitra azy ao anaty fetra ara-drariny. Izany no fitsipika fototry "ny Fanjakana tan-dalàna" izay ny lalàna …
→
-
1905
II. Ny soa iombonana
Araka ny toetra voa-Janahary ny fiaraha-monin’ny olombelona, dia tsy maintsy ampifandraisana amin’ny soa iombonana ny soa ho an’ny tsirairay. Tsy mety ho voafaritra mazava ny hoe soa iombonana raha tsy ampifandraisina amin’ny …
→