I. Ny fahefana mifehy

Laharana 1904 amin’ny Katesizy

“Tsaratsara kokoa ny fahefana rehetra, raha ampifandanjana amin’ny fahefana hafa sy amin’ny fahefana manapaka hafa izay mampaharitra azy ao anaty fetra ara-drariny. Izany no fitsipika fototry "ny Fanjakana tan-dalàna" izay ny lalàna amin’izany no tompon’ny fahefana mandidy manapaka, fa tsy ny sitrapo jadon’ny olombelona”[25].

Loharano ôfisialy ↗