II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina
Laharana 1895 amin’ny Katesizy
Manana adidy hampandroso ny fampiasana ny hatsaram-panahy ny fiaraha-monina, fa tsy ho vato misakana izany. Ireo ambaratongan-tsoatoavina marina no tokony hitsilo ny saina amin’izany.