Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1386
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Eo anatrehan’ny fiambonian’ity sakramenta ity, ny mpino dia tsy afa-manao na inona na inona afa-tsy ny mamerina amim-panetren-tena sy miaraka amin’ny finoana mirehidrehitra ny tenin’ilay Tomponjato [74] hoe : “ Domine, non …
→
-
1387
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Mba hiomanana amin’ny fomba mendrika handray ity sakramenta ity, ny mpino dia hitandrina ny fifadian-kanina voadidy ao amin’ny Fiangonan’izy ireo [77] . Ny fihetsika aseho (fihetsiky ny tena, fitafiana) no haneho ny …
→
-
1388
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Mifanaraka amin’ny hevitra raketin’ny Eokaristia rahateo, ireo mpino, raha manana ny toe-panahy ilaina, mandray kômonio rahefa mandray anjara amin’ny lamesa izy ireo [78] : “Hafarana mafy ny mpino mba handray anjara amin’ny …
→
-
1389
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Didian’ny Fiangonana ny mpino handray anjara amin’ny litorzia masina, ny alahady sy ny andro fety [80] ary handray ny Eokaristia fara fahakeliny indray maka isan-taona, ary raha azo atao, amin’ny fotoanan’ny Paka …
→
-
1390
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Noho ny fisiana maha-eo ara-tsakramenta an’i Kristy, amin’ny iray amin’ireo endrika, ny fandraisana kômonio amin’ny endriky ny mofo ihany dia ahafahana mandray ny vokatra manontolo ny fahasoavan’ny Eokaristia. Noho ny antony ara-pastôraly, …
→
-
1391
Ny vokatry ny kômonio
Mampitombo mafy ny firaisantsika amin’i Kristy ny kômonio . Ny mandray ny Eokaristia amin’ny kômonio, no mampamokatra be ny firaisana lalina amin’i Kristy Jesoa. Satria hoy ny Tompo : “Izay mihinana ny …
→
-
1392
Ny vokatry ny kômonio
Tahaka ny hamokaran’ny ventin-tsakafo eo amin’ny fiainantsika ara-batana, no hanatanterahan’ny kômonio izany amin’ny fomba mahagaga ao amin’ny fiainantsika ara-panahy. Ny fiombonana amin’ny Nofon’i Kristy nitsangan-ko velona, “velomin’ny Fanahy Masina sy mamelon’aina” [84] …
→
-
1393
Ny vokatry ny kômonio
Ny kômonio manasaraka antsika amin’ny fahotana . Ny Vatan’i Kristy izay raisintsika amin’ny kômonio dia “natolotra ho antsika”, ary ny Ra izay sotrointsika dia “nalatsaka ho an’ny be sy ny maro ho …
→
-
1394
Ny vokatry ny kômonio
Tahaka ny sakafom-batana ilaina mba hamerina ny fahaverezan-kery, dia toy izany koa, ny Eokaristia no manamafy ny fifankatiavana izay mitady hihaosa, eo amin’ny fiainana andavanandro ; ary izany fifankatiavana mamelon’aina izany no …
→
-
1395
Ny vokatry ny kômonio
Amin’izany fifankatiavana izany ihany izay ampirehetiny ao amintsika no iarovan’ny Eokaristia antsika amin’ny fahotana mahafaty ho avy. Arakaraka ny andraisantsika anjara amin’ny fiainan’i Kristy sy arakaraka ny androsoantsika amin’ny fisakaizana Aminy, no …
→
-
1396
Ny vokatry ny kômonio
Ny maha-iray ny Vatana mistika : maha-Fiangonana ny Eokaristia . Ireo izay mandray ny Eokaristia dia miray bebe kokoa amin’i Kristy. Amin’ izany koa, i Kristy no mampiray azy ireo amin’ny mpino …
→
-
1397
Ny vokatry ny kômonio
Miteraka adidy aman’andraikitra manoloana ny mahantra ny Eokaristia . Mba handraisana amim-pahamarinana ny Vatana aman-dRan’i Kristy natolotra ho antsika, tsy maintsy mamantatra an’i Kristy eo amin’ireny mahantra indrindra rahalahiny ireny isika [91] …
→
-
1398
Ny vokatry ny kômonio
Ny Eokaristia sy ny firaisan’ny kristianina . Manoloana ny halehiben’izany mistery izany, loa-bava i Md Augustin hoe : “ Ry sakramentan’ny fitiavam-bavaka ô ! Ry famantarana ny firaisana ô ! ry fehin’ny …
→
-
1399
Ny vokatry ny kômonio
Ny Fiangonana tatsinanana izay tsy dia miombona tanteraka amin’ny Fiangonana katôlika dia mankalaza ny Eokaristia amim-pitiavana lehibe tokoa. “Ireny Fiangonana ireny, na dia tafasaraka aza, dia manana sakramenta marina tokoa, - indrindra …
→
-
1400
Ny vokatry ny kômonio
Ny vondrom-piangonana nipoitra avy amin’ny Fanavaozana, tafasaraka tamin’ny Fiangonana katôlika, “indrindra noho ny tsy fisian’ny sakramentan’ny Filaharana, dia tsy mitahiry ny fisia-maha-izy manokana sy manontolo ny mistery Eokaristika” [96] . Noho izany …
→
-
1401
Ny vokatry ny kômonio
Raha misy anton-javatra lehibe manery dia manery, araka ny fahaiza-mandanjalanjan’ny manam-pahefana andavanandro eo an-toerana, ny mpandraharaha masina katôlika dia mahazo manome ny sakramenta (Eokaristia, Fivalozana, Fanosorana ny marary) ho an’ny kristianina hafa …
→
-
1402
VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy”
Ao amin’ny vavaka tranainy iray, manambara an-kafaliana ny misterin’ny Eokaristia ny Fiangonana hoe : “Ry fanasam-be masina ô, ianao no misy an’i Kristy sakafonay, ianao no mamelombelona ny fahatsiarovana ny fijaliany, ianao …
→
-
1403
VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy”
Tamin’ny Sakafo farany, ny Tenan’Izy Tompo mihitsy no nampitodika ny fijerin’ny mpianany ho amin’ny fahatanterahan’ny Paka any amin’ny fanjakan’Andriamanitra : “Lazaiko aminareo, tsy hisotro intsony avy amin’ity vokatry ny voaloboka ity Aho …
→
-
1404
VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy”
Mahafantatra ny Fiangonana, hatramin’izao, fa tonga amin’ny Eokaristiany ny Tompo, ary ao Izy sy eo anivontsika. Kanefa, takona io fisiana maha-eo io. Izany no ankalazantsika ny Eokaristia eo “am-piandrasana ny hasambarana nampanantenaina …
→
-
1405
VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy”
Avy amin’izany fanantenana lehibe izany, fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao izay hanjakan’ny fahamarinana [105] , dia tsy manana antoka tena marina sy famantarana tena miharihary, afa-tsy ny Eokaristia isika. …
→