Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1661
VI. Ny Fiangonana ao an-tokantrano
Manambara ny firaisan’i Kristy sy ny Fiangonana ny sakramentan’ny Fanambadiana. Manome ny mpivady ny fahasoavana hifankatia amin’ny fitiavana izay nitiavan’i Kristy ny Fiangonany izy ; araka izany, ny fahasoavan’ny sakramenta no mandavorary …
→
-
1662
VI. Ny Fiangonana ao an-tokantrano
Miorina amin’ny fanekena ifanaovan’ny mpivady ny fanambadiana, izany hoe vokatry ny safidim-po hifanolo-tena sy ho varo-maty ao anatin’ny tarigetra hiaina ny fifanekem-pitiavana tsy mivadika sy hiteraka.
→
-
1663
VI. Ny Fiangonana ao an-tokantrano
Noho ny fanambadiana mametraka ny mpivady amin’ny toe-piainana ampahibemaso ao amin’ny Fiangonana, dia tsara raha atao ampahibemaso ny fankalazana azy, ao anatin’ny fankalazana litorzika, eo anatrehan’ny Pretra (na vavolombelona notendren’ny Fiangonana), sy …
→
-
1664
VI. Ny Fiangonana ao an-tokantrano
Ny maha-tokana, ny maha-tsy azo ravana ary ny fahalalahana hiteraka dia foto-javatra ilaina amin’ny fanambadiana. Ny fampirafesana dia tsy afa-miaraka amin’ny maha-tokana ny fanambadiana ; ny fisaraham-panambadiana dia mandrava ny nakamban’Andriamanitra ; …
→
-
1665
VI. Ny Fiangonana ao an-tokantrano
Ny fanambadiana olon-kafa ataon’izay nisaraka tamin’ny vadiny ara-dalàna mbola velona dia mandika ny fandaharana sy ny lalànan’ Andriamanitra nampianarin’i Kristy. Tsy tafasaraka amin’ny Fiangonana izy ireo, nefa tsy afaka mandray ny kômonion’ny …
→
-
1666
VI. Ny Fiangonana ao an-tokantrano
Ny tokantrano kristianina no toerana andraisan’ny zanaka ny fanambaràna voalohany ny finoana. Izany no antony iantsoana marina ny tranom-pianakaviana hoe “ Fiangonana ao an-tokantrano ” , ankohonam-pahasoavana amam-bavaka, sekolin’ny hatsaram-panahy maha-olona sy …
→
-
1667
Ny sakramentaly
“Ny Fiangonana Reny Masina dia nanorina ny sakramentaly, izay famantarana masina manahatahaka ny sakramenta ihany, ka ny vokany, indrindra ny ara-panahy, no ambarany, ary azo amin’ny vavaky ny Fiangonana. Mandrisika ny olona …
→
-
1668
Ireo soritsori-toetra mampiavaka ny sakramentaly
Naorin’ny Fiangonana izy ireny mba ho fanamasinana ny andraiki-panompoana sasantsasany ao amin’ny Fiangonana, ny lalam-piainana sasantsasany, ny toe-java-miseho maro karazana tokoa eo amin’ny fiainana kristianina, ary koa ny fampiasana ny zavatra mahasoa …
→
-
1669
Ireo soritsori-toetra mampiavaka ny sakramentaly
Miankina amin’ny fisoronana avy amin’ny Batemy izany : ny vita batemy rehetra dia antsoina ho “fanasoavana” [2] sy hanasoa [3] . Izany no antony hahazoan’ny lahika misahana ny tsodrano sasantsasany [4] ; …
→
-
1670
Ireo soritsori-toetra mampiavaka ny sakramentaly
Tsy manome ny fahasoavan’ny Fanahy Masina araka ny fomban’ny sakramenta ny sakramentaly, nefa amin’ny alalan’ny vavaky ny Fiangonana no anomanan’izy ireny handray ny fahasoavana sy andrisihany hifarimbona amin’izany. “Amin’ny mpino voaomana tsara, …
→
-
1671
Ny endrika samihafa amin’ny sakramentaly
Anisan’ny mampiseho voalohany indrindra ireo endriky ny sakramentaly ny tsodrano (ny olona, ny sakafo, ny zavatra, ny toerana). Ny tsodrano rehetra dia fiderana an’Andriamanitra sy fivavahana mba hahazoana ny fanomezany. Ao amin’i …
→
-
1672
Ny endrika samihafa amin’ny sakramentaly
Misy manan-kery maharitra ny tsodrano sasantsasany : ny vokany dia ny manamasina ny olona ho an’Andriamanitra sy ny manokana ny zavatra sy ny toerana ho ampiasana amin’ny litorzia. Anisany amin’ireo izay natokana …
→
-
1673
Ny endrika samihafa amin’ny sakramentaly
Rahefa mangataka ampahibemaso sy amim-pahefana ny Fiangonana, amin’ny anaran’i Jesoa-Kristy, mba ho voaro ny olona na ny zavatra, tsy ho eo ambany fahefan’ilay Ratsy sy ho voaesotra ao amin’ny fanjakany, dia fandroahana …
→
-
1674
Ny hetsipom-pivavaham-bahoaka.
Ivelan’ny litorzia ara-tsakramenta sy ny sakramentaly, ny katesezy dia tokony hihevitra ny endriky ny fitiavam-bavaky ny mpino sy ny hetsipom-pivavaham-bahoaka. Ny hevitra ara-pivavahan’ny vahoaka kristianina, hatrizay hatrizay, dia nahita ny fanehoany amin’ny …
→
-
1675
Ny hetsipom-pivavaham-bahoaka.
Ireny fanehoana ireny dia manohy ny fiainana ara-litorzian’ny Fiangonana, fa tsy misolo azy : “Tsy maintsy hahitsy [ireny] amin’ny fandraisana hevitra avy amin’ ny taona litorzika sy harindra amin’ny litorzia, mba hanohizana …
→
-
1676
Ny hetsipom-pivavaham-bahoaka.
Ilaina ny fandanjalanjana ara-pastôraly mba hanamafisana sy hanohanana ny hetsipom-pivavaham-bahoaka sy, raha toa ka miseho izany, mba hanadiovana sy hanitsiana ny hevitra ara-pivavahana izay manokatra an’ ireny fitiavam-bavaka ireny ary mba hampandrosoana …
→
-
1677
Ny hetsipom-pivavaham-bahoaka.
Ny antsoina hoe sakramentaly dia ireo famantarana masina naorin’ny Fiangonana, ka ny kendreny amin’izany dia ny mba hanomana ny olona handray ny vokatry ny sakramenta sy hanamasinana ny toe-javatra miseho samihafa eo …
→
-
1678
Ny hetsipom-pivavaham-bahoaka.
Ny tsodrano no mitana toerana lehibe amin’ireo sakramentaly. Sady mirakitra fiderana an’Andriamanitra noho ny tsanganasany sy ny fanomezany ireny, no mitondra ny fitalahoan’ny Fiangonana, mba hahafahan’ny olona mampiasa ny fanomezan’Andriamanitra araka ny …
→
-
1679
Ny hetsipom-pivavaham-bahoaka.
Ankoatra ny litorzia, ny fiainana kristianina dia mivelona amin’ny fomba maro karazana amin’ny fanehoam-pitiavam-bavaky ny vahoaka, latsa-paka ao amin’ny kolontsaina samihafa. Sady miezaka hanazava ireny amin’ny fahazavan’ny finoana ny Fiangonana, no mampandroso …
→
-
1680
Ny fandevenana kristianina
Ny sakramenta rehetra, voalohany indrindra ny an’ireo firosoana ho kristianina, dia mikendry ny Paka faran’ny zanak’Andriamanitra, ilay Paka izay mampiditra azy, amin’ny alalan’ny fahafatesana, ao amin’ny Fiainan’ ny Fanjakan’Andriamanitra. Amin’izany no tontosa …
→