Ny sakramentaly

Laharana 1667 amin’ny Katesizy

“Ny Fiangonana Reny Masina dia nanorina ny sakramentaly, izay famantarana masina manahatahaka ny sakramenta ihany, ka ny vokany, indrindra ny ara-panahy, no ambarany, ary azo amin’ny vavaky ny Fiangonana. Mandrisika ny olona handray ny voka-dehibe amin’ny sakramenta izy ireny, ary manamasina  ireo  toe-java-miseho samihafa eo amin’ny fiainana”[1].

Loharano ôfisialy ↗