VI. Ny Fiangonana ao an-tokantrano

Laharana 1662 amin’ny Katesizy

Miorina amin’ny fanekena ifanaovan’ny mpivady ny fanambadiana, izany hoe vokatry ny safidim-po hifanolo-tena sy ho varo-maty ao anatin’ny tarigetra hiaina ny fifanekem-pitiavana tsy mivadika sy hiteraka.

Loharano ôfisialy ↗