Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 981 II. Ny fahefan’ny fanalahidy I Kristy taorian’ny nitsanganany ho velona dia naniraka ny apôstôliny “hitory amin’ny firenena rehetra ny fibebahana amin’ny anarany ho famelana ny fahotana” (Lk 24,47). Tsy ny fanambaràna amin’ny olombelona ny famelan’Andriamanitra mendrika …
  2. 982 II. Ny fahefan’ny fanalahidy Tsy misy hadisoana na dia iray aza, na toy inona halehibeny, ka tsy ho azon’ny Fiangonana Masina havela. “Tsy misy olona, na dia ratsy fanahy sy meloka toy inona tokoa aza izy, …
  3. 983 II. Ny fahefan’ny fanalahidy Hiezaka ny katesezy hamohafoha sy hamelona ny finoan’ireo mpino, noho ny halehiben’ny fanomezana izay nataon’i Kristy nitsangan-ko velona ho an’ny Fiangonany : ny fanirahana sy ny fahefana hamela marina tokoa ny fahotana, …
  4. 984 II. Ny fahefan’ny fanalahidy Ny Izaho mino dia mampifandray “ ny famelana ny fahotana ” sy ny fiekem-pinoana momba ny Fanahy Masina. Satria, nankinin’i Kristy nitsangan-ko velona tamin’ny apôstôly ny fahefana hamela ny fahotana tamin’ny nanomezany …
  5. 985 II. Ny fahefan’ny fanalahidy Ny Batemy no sakramenta voalohany sady fototra amin’ny famelana ny fahotana : mampiray antsika amin’i Kristy maty sy nitsangan-ko velona izany, ary manome antsika ny Fanahy Masina.
  6. 986 II. Ny fahefan’ny fanalahidy Avy amin’ny sitrapon’i Kristy no ananan’ny Fiangonana ny fahefana hamela ny fahotan’ny vita batemy, ary amin’ny alalan’ny Eveka sy ny Pretra no fomba mahazatra anatanterahany izany amin’ny sakramentan’ ny fivalozana.
  7. 987 II. Ny fahefan’ny fanalahidy “ Ny Pretra sy ny sakramenta, amin’ny famelana ny fahotana, no fitaovana mangarangarana izay tena sitrak’i Jesoa-Kristy Tompontsika, ilay hany Tompon’antoka sy Mpizarazara ny famonjena ho antsika, ampiasaina mba hamafana ny tsy …
  8. 988 “ Izaho mino ny fitsanganan’ny vatana amin’ny maty ” Ny Izaho mino kristianina – fiekena ny finoantsika an’Andriamanitra Ray, Zanaka sy Fanahy Masina, sy ny asany mahary, mamonjy ary manamasina – dia tonga amin’ny fara tampony amin’ny fanambaràna ny fitsanganan’ny maty …
  9. 989 “ Izaho mino ny fitsanganan’ny vatana amin’ny maty ” Mino mafy isika, ary manantena amin’izany, fa tahaka an’i Kristy nitsangan-ko velona marina tokoa avy amin’ny maty, ary velona mandrakizay, dia tahaka izany, ireo olo-marina aorian’ny fahafatesan’izy ireo dia ho velona mandrakizay …
  10. 990 “ Izaho mino ny fitsanganan’ny vatana amin’ny maty ” Ny teny hoe “nofo” dia enti-milaza ny olombelona amin’ny toetra maha-osa sy mahamety maty azy [15] . Ny “fitsanganan’ny nofo ho velona”, dia midika fa, aorian’ny fahafatesana, tsy ny ain’ny fanahy tsy …
  11. 991 “ Izaho mino ny fitsanganan’ny vatana amin’ny maty ” Ny mino ny fitsanganan’ny maty ho velona dia singafototra iray tsy azo avela amin’ny finoana kristianina hatrany am-piandohany. “Finoam-pahamarinana kristianina ny fitsanganan’ny maty ho velona ; izany finoana izany no mamelona antsika” …
  12. 992 Fanambaràna miandalana ny Fitsanganan-ko velona Ny fitsanganan’ny maty ho velona dia nambaran’Andriamanitra miandalana tamin’ny Vahoakany. Ny fanantenana ny amin’ny fitsanganan’ ny vatan’ny maty ho velona, dia mampanaiky ho vokatry ny finoana avy ao anaty an’ilay Andriamanitra mpahary …
  13. 993 Fanambaràna miandalana ny Fitsanganan-ko velona Ny Farisianina [18] sy ny olona betsaka niara-niaina tamin’ny Tompo [19] dia nanantena ny fitsanganan-ko velona. Nampianatra izany tamin’ny fomba hentitra i Jesoa. Izao no navaliny an’ireo Sadoseanina izay nandà izany : …
  14. 994 Fanambaràna miandalana ny Fitsanganan-ko velona Fa fanampin’izany : Ampiraisin’i Jesoa amin’ny Tenany mihitsy ny finoana ny fitsanganan-ko velona : “Izaho no Fananganan-ko velona sy fiainana” (Jo 11,25). Ny Tenan’i Jesoa ihany no hanangana ho velona amin’ny farandro …
  15. 995 Fanambaràna miandalana ny Fitsanganan-ko velona Ny hoe vavolombelon’i Kristy, dia “vavolombelon’ny Fitsanganany ho velona” (Asa 1,22) [26] , “nihinana sy nisotro niaraka Taminy taorian’ny Fitsanganany tamin’ny maty” (Asa 10,41). Ny fanantenana kristianina ny amin’ny fitsanganan-ko velona dia …
  16. 996 Fanambaràna miandalana ny Fitsanganan-ko velona Hatrany am-piandohana, ny finoana kristianina ny amin’ny fitsanganan-ko velona dia tojon’ny tsy fahatakarana an-tsaina sy fanoherana [27] . “Tsy misy na iray aza eo amin’ny lafiny finoana kristianina tojon’ny fanoheran-kevitra afa-tsy ny …
  17. 997 Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ? Inona ny hoe “mitsangan-ko velona” ? Amin’ny fahafatesana, fisarahan’ny fanahy sy ny vatana, ny vatan’ny olombelona no tratran’ny fahalovana, fa ny fanahiny dia lasa mihaona amin’Andriamanitra, eo am-piandrasana ny iraisany indray amin’ny …
  18. 998 Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ? Iza no hitsangan-ko velona ? Ny olombelona rehetra izay maty : “Ireo izay nanao soa dia hatsangan-ko velona ho amin’ny fiainana, fa ireo izay nanao ratsy dia hatsangan-ko velona ho amin’ny fahaverezana …
  19. 999 Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ? Amin’ny fomba ahoana ? I Kristy dia nitsangan-ko velona niaraka tamin’ny vatany mihitsy : “Zahao ny tanako sy ny tongotro : Izaho mihitsy ity” (Lk 24,39) ; kanefa tsy niverina tamin’ny fiainana …
  20. 1000 Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ? Io amin’ny “fomba ahoana” io dia mihoatra ny eritreritsika sy ny saintsika ; tsy mety ho azo afa-tsy amin’ny finoana izany. Kanefa ny fandraisantsika anjara amin’ny Eokaristia no isantarantsika sahady ny fanovàna …