II. Ny fahefan’ny fanalahidy

Laharana 987 amin’ny Katesizy

“Ny Pretra sy ny sakramenta, amin’ny famelana ny fahotana, no fitaovana mangarangarana izay tena sitrak’i Jesoa-Kristy Tompontsika, ilay hany Tompon’antoka sy Mpizarazara ny famonjena ho antsika, ampiasaina mba hamafana ny tsy fahamarinantsika sy hanomezana antsika ny fahasoavam-panamarinana”[12].

Loharano ôfisialy ↗