Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
821
Miroso ho amin’ny firaisana
Mba hamaliana izany araka ny sahaza azy, dia takìna : - ny fihavaozana tsy tapaka ao amin’ny Fiangonana, ao anatin’ny tsy fivadihana lehibe indrindra amin’ny fiantsoana azy. Izany fanavaozana izany no herin’ny …
→
-
822
Miroso ho amin’ny firaisana
“Mahakasika ny Fiangonana manontolo : ny mpino sy ny mpiandry ondry” [284] ,ny mameno ny saina hahatanteraka ny firaisana. Kanefa koa tsy maintsy “mahatsiaro tena fa izany fikasana masina izany, izany hoe …
→
-
823
II. Masina ny Fiangonana
“Ny Fiangonana (…) dia masina amin’ny fomba maharitra lalandava eo imason’ny finoana. Satria i Kristy, Zanak’Andriamanitra, izay ankalazaina, miaraka amin’ny Ray sy ny Fanahy Masina, ho “hany Masina”, dia tia ny Fiangonana …
→
-
824
II. Masina ny Fiangonana
Ny Fiangonana, miray amin’i Kristy, dia nohamasinin’ny Tenany ; amin’ny alalany sy ao Aminy dia manjary mahamasina koa izy. “Ny tanjona iafaran’ny tsanganasa rehetra ataon’ny Fiangonana dia ny fanamasinana ny olombelona ao …
→
-
825
II. Masina ny Fiangonana
“ Efa miravaka fahamasinana tena izy, ny Fiangonana, eto an-tany, na mbola tsy lavorary aza” [292] . Mbola ezahina ho azo, ao amin’ireo rantsambatany, ny fahamasinana lavorary : “Manoloana ny habetsahana sy …
→
-
826
II. Masina ny Fiangonana
Ny fifankatiavana no aina mamelona ny fahamasinana izay iantsoana ny olon-drehetra : “Izy no mitarika ny fitaovam-panamasinana rehetra, manome an’ireo ny ain’izy ireo sy mitondra an’ireo amin’ny tanjom-piafaràn’izy ireo” [294] : Azoko …
→
-
827
II. Masina ny Fiangonana
“Noho i Kristy masina, tsy manan-tsiny, tsy misy pentina, tsy tonga afa-tsy mba hanonitra ny fahotan’ny vahoaka, dia tsy nahalala ota; ny Fiangonana kosa, izay misy mpanota ao aminy, dia sady masina …
→
-
828
II. Masina ny Fiangonana
Amin’ny fananganana ho olomasina ireo mpino sasantsasany, izany hoe amin’ny fanambaràna manetriketrika fa ireny mpino ireny dia nampiasa ny hatsaram-panahy tamin-kerim-po sy niaina tamim-pitokiana ny fahasoavan’Andriamanitra, no ahatsapan’ny Fiangonana ny herin’ny Fanahin’ny …
→
-
829
II. Masina ny Fiangonana
“Ao amin’ny tenan’ilay Virjiny sambatra ny Fiangonana no efa mahatratra sahady ny fahalavorariana izay mahatonga azy ho tsy misy panda na kentrona. Ireo mpinon’i Kristy, dia mbola mikely aina mba hitombo fahamasinana, …
→
-
830
III. Katôlika ny Fiangonana
Ny teny hoe “katôlika dia midika hoe “manerana ny tany tontolo” amin’ny hevitra hoe “maha-fitambarana manontolo” na “maha-fahafenoana manontolo”. Katôlika ny Fiangonana amin’ireto hevitra anankiroa ireto : Katôlika izy satria ao aminy …
→
-
831
III. Katôlika ny Fiangonana
Katôlika izy satria nirahin’i Kristy hampiely ny finoana manerana ny tontolom-piainan’ny olombelona rehetra tsy an-kanavaka [308] : Voantso ho anisan’ny Vahoakan’Andriamanitra ny olombelona rehetra. Noho izany io Vahoaka io , izay maharitra …
→
-
832
III. Katôlika ny Fiangonana
“Ny Fiangonan’i Kristy dia hita marina tokoa ao amin’ireo vondron’ny mpino rehetra ara-dalàna eo an-toerana, miray amin’ireo mpitondra azy, izay nandray ny anarana hoe Fiangonana, ao amin’ny Testamenta Vaovao (…). Ao amin’izy …
→
-
833
III. Katôlika ny Fiangonana
Ny antsoina hoe Fiangonana eo an-toerana, izay tsy inona fa ny diôsezy (na faritanim-piangonana), dia ankohonan’ireo mpino kristianina miombona ao amin’ny finoana sy ny sakramenta miaraka amin’ny Evekan’izy ireo nohamasinina tao anatin’ny …
→
-
834
III. Katôlika ny Fiangonana
Ny Fiangonana eo an-toerana dia katôlika manontolo amin’ny alalan’ny fiombonana amin’ilay anankiray amin’ny samy izy ireo, dia ny Fiangonan’i Rôma “ izay mitondra ho amin’ny fifankatiavana” [313] . “Satria, miaraka amin’io Fiangonana …
→
-
835
III. Katôlika ny Fiangonana
“Ny Fiangonana manerana ny tany tontolo dia tsy tokony hoferana ho toy ny fitambarana tsotra na vondrom-Piangonana eo an-toerana. Fa ambonin’izany ny Fiangonana, manerana ny tany tontolo noho ny fiantsoana sy ny …
→
-
836
Iza no anisan’ny Fiangonana katôlika ?
“Ho amin’ny firaisana katôlikan’ny Vahoakan’Andriamanitra (…) no iantsoana ny olombelona rehetra ; ao amin’io firaisana amin’ny endrika samihafa na andaminany azy io, ny mpino katôlika, sy ireo hafa izay manana finoana ao …
→
-
837
Iza no anisan’ny Fiangonana katôlika ?
“Ny tafiditra ho mpikambana manontolo ao amin’ny fikambanana, izay tsy inona fa ny Fiangonana, dia ireo izay manana ny Fanahin’i Kristy, ka manaiky manontolo ny rafi-pandaminany sy ny fitaovam-pamonjena rehetra naorina ao …
→
-
838
Iza no anisan’ny Fiangonana katôlika ?
“Miaraka amin’ireo izay mitondra ny anarana mendrika hoe kristianina, amin’ny fahavitany batemy, kanefa tsy manaiky manontolo ny finoana na tsy mitandrina ny firaisam-piombonana amin’ny dimbin’i Piera, no ahaizan’ny Fiangonana miray amin’izy ireny …
→
-
839
Ny Fiangonana sy ny tsy kristianina
“Ireo tsy mbola nandray ny Vaovao Mahafaly, amin’ny endriny maro samihafa, dia natao koa ho anisan’ny Vahoakan’Andriamanitra” [323] : Ny fifandraisan’ny Fiangonana amin’ny Vahoaka Jody. Ny Fiangonana, Vahoakan’ Andriamanitra ao amin’ny Fanekem-pihavanana …
→
-
840
Ny Fiangonana sy ny tsy kristianina
Ankoatr’izany, rahefa dinihina ny hoavy, ny Vahoakan’Andriamanitra tao amin’ ny Fanekem-pihavanana Taloha sy ny Vahoaka vaovao an’Andriamanitra dia mikendry tanjona mitovy : ny fiandrasana ny fahatongavan’ny Mesia (na ny fiverenany indray). Ny …
→