Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
801
Ireo fanomezam-pahasoavana
Asehon’izany lafin-kevitra izany fa ilaina lalandava ny fahaiza-mandanjalanja momba ny fanomezam-pahasoavana. Tsy misy fanomezam-pahasoavana na iray aza afaka tsy mandalo eo ambany filan-kevitry ny manam-pahefana sy ny fankatoavan’ny Mpitondra Fiangonana. “Izy ireo …
→
-
802
Ireo fanomezam-pahasoavana
“ Nanolo-tena ho antsika i Jesoa-Kristy, mba hanavotra antsika ho afaka amin’ny tsy fahamarinana rehetra sy hanadio ny Vahoaka izay natao ho Azy tokoa ” (Tito 2,14).
→
-
803
Ireo fanomezam-pahasoavana
“ Ianareo kosa dia taranaka voafidy, mpisorona manjaka, firenena masina, Vahoaka navotana ” (1 Pi 2,9).
→
-
804
Ireo fanomezam-pahasoavana
Amin’ny alalan’ny finoana sy ny Batemy no idirana ao amin’ny Vahoakan’Andriamanitra. “ Ny olombelona rehetra no antsoina ho anisan’ny Vahoakan’Andriamanitra ” [252] , mba “ hiforona ho fianakaviana tokana sy ho Vahoaka …
→
-
805
Ireo fanomezam-pahasoavana
Vatan’i Kristy ny Fiangonana. Noho ny Fanahy Masina sy ny asany ao amin’ny sakramenta, fa indrindra ny Eokaristia, dia manorina ny fiombonan’ny mpino ho Vatany i Kristy maty sy nitsangan-ko velona.
→
-
806
Ireo fanomezam-pahasoavana
Ao amin’ny maha-iray io Vatana io, dia maro samihafa ny rantsambatana sy ny anjara asa. Mifamatotra amin’ny rantsambatana ny samy rantsambatana rehetra, indrindra amin’ireo izay mijaly, ireo mahantra ary ireo enjehina.
→
-
807
Ireo fanomezam-pahasoavana
Ny Fiangonana io Vatana io, izay i Kristy no Loha : avy Aminy sy ao Aminy ary ho Azy no ahaveloman’ny Fiangonana ; Izy kosa miaina miaraka amin’ny Fiangonana sy ao amin’ny …
→
-
808
Ireo fanomezam-pahasoavana
Vadin’i Kristy ny Fiangonana : tia azy Izy ary nanolo-tena mba ho azy. Nodioviny tamin’ny rany izy. Nataony Reny niteraka ny zanak’ Andriamanitra rehetra izy.
→
-
809
Ireo fanomezam-pahasoavana
Tempolin’ny Fanahy Masina ny Fiangonana. Ny Fanahy Masina no toy ny fanahin’ny Vatana-Mistika, fototry ny ainy sy ny firaisany ao anatin’ny faha-samihafa ary fototry ny habetsahan’ny fanomezany mbamin’ny fanomezam-pahasoavany.
→
-
810
Ireo fanomezam-pahasoavana
“ Araka izany, ny Fiangonana manerana ny tany tontolo dia hita fa "ilay Vahoaka izay misintona ny maha-iray azy avy amin’ny maha-iray an’ Andriamanitra Ray sy Zanaka sy Fanahy Masina " [254] …
→
-
811
Paragrafy 3. Iray, masina, katôlika ary apôstôlika ny Fiangonana
“Izany no hany Fiangonan’i Kristy, izay ambarantsika ampahibemaso ao amin’ny semboly fa hoe iray, masina, katôlika ary apôstôlika” [255] . Manondro ny soritsoritry ny toetra lehibe indrindra maha-Fiangonana ny Fiangonana sy ny …
→
-
812
Paragrafy 3. Iray, masina, katôlika ary apôstôlika ny Fiangonana
Ny finoana irery ihany no ahafahana mankato fa avy amin’Andriamanitra ny loharano nahazoan’ny Fiangonana an’ireo toetra manokana ireo. Kanefa ny fisehoan’ireo teo amin’ny tantara dia famantarana miharihary koa ho an’ny sain’olombelona. “Ny …
→
-
813
I. Iray ny Fiangonana
Iray ny Fiangonana, avy amin’ny loharano iandohany : “Avy amin’io mistery io, ny môdely tapitr’ohatra sy fototra dia ny maha-tokana an’ Andriamanitra ao amin’ny firaisan’ireo Olona telo : Ray sy Zanaka, ao …
→
-
814
I. Iray ny Fiangonana
Hatrany am-piandohana anefa, io Fiangonana iray io dia miseho amin’ny faha-samihafa lehibe izay sady avy amin’ny fanomezana maro karazana avy amin’Andriamanitra no avy amin’ny hamaroan’ny olona izay mandray izany. Mikambana ao amin’ny …
→
-
815
I. Iray ny Fiangonana
Inona avy ireo fifamatoram-piraisana ireo ? “Ambonin’ny zavatra rehetra [dia] ny fitiavana, izay fehin’ny hatsaram-panahy” (Kôl 3,14). Kanefa ny firaisan’ny Fiangonana mivahiny ety an-tany dia iantohan’ireo fifamatoram-piombonana hita maso koa : - …
→
-
816
I. Iray ny Fiangonana
“Ny Fiangonana tokan’i Kristy, (…) dia izay napetraky ny Mpamonjintsika, taorian’ny Fitsanganany ho velona, tamin’i Piera, mba izy no ho mpiandry ondry ao aminy, izay nankininy taminy, dia taminy sy tamin’ireo apôstôly …
→
-
817
Ny ratran’ny firaisana
Raha ny marina, “efa hatrany am-piandohana no nisy fisaratsarahana tao amin’io Fiangonana tokana tsy manam-paharoa an’Andriamanitra io, fisaratsarahana izay nolavin’ny apôstôly mafy tokoa sy nomelohiny ; teny am-pamakivakiana ny taona teny dia …
→
-
818
Ny ratran’ny firaisana
Ireo izay teraka amin’izao fotoana izao ao anatin’ireny vondrom-piangonana avy amin’ny fisarahana ireny “sy izay mivelona amin’ny finoana an’i Kristy, dia tsy azo anilihana ny fahotan’ny fisaraham-bazana, ary ny Fiangonana katôlika dia …
→
-
819
Ny ratran’ny firaisana
Fanampin’izany, “maro amin’ireo singafototry ny fahamasinana sy ny fahamarinana” [271] no misy ivelan’ny fetra hita maso ao amin’ny Fiangonana katôlika : “ny Tenin’Andriamanitra voarakitra an-tsoratra, ny fiainam-pahasoavana, ny finoana, ny fanantenana ary …
→
-
820
Miroso ho amin’ny firaisana
Ny firaisana, “izany no eken’i Kristy ho an’ny Fiangonany hatrany am-piandohana. Mino isika fa maharitra amin’ny fomba tsy mety very izany, ao amin’ny Fiangonana katôlika, ary manantena isika fa hitombo isan’andro isan’andro …
→