Ireo fanomezam-pahasoavana

Laharana 810 amin’ny Katesizy

“Araka izany, ny Fiangonana manerana ny tany tontolo dia hita fa "ilay Vahoaka izay misintona ny maha-iray azy avy amin’ny maha-iray an’ Andriamanitra Ray sy Zanaka sy Fanahy Masina"[254].”

Loharano ôfisialy ↗