I. Ny Lovam-pampianarana avy amin’ny apôstôly

Laharana 75 amin’ny Katesizy

“I Kristy Tompo izay ao Aminy no tomombana ny Fanambaràna manontolo nataon’Andriamanitra Avo Indrindra, ka ny Tenany ihany no nanatanteraka ary ny vavany mihitsy no nitory ny Evanjely nampanantenaina mialoha tamin’ny alalan’ny Mpaminany, dia nanome baiko ny Apôstôliny hitory izany amin’ny olona rehetra ho loharanon’ny fahamarinana mahavonjy rehetra sy ny fitsipika môraly rehetra, amin’ny fampitana amin’izy ireo ny fanomezan’Andriamanitra”[59].

Loharano ôfisialy ↗