IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra?
Laharana 46 amin’ny Katesizy
Rahefa mihaino ny hafatry ny zavaboary sy ny kônsiansiny ny olona, dia afaka mahatakatra ny fahamarinan’ny fisian’Andriamanitra, fototra sy fiafaran’ny zavatra rehetra.