IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra?

Laharana 45 amin’ny Katesizy

Natao mba hiaina ao anatin’ny fiombonana amin’Andriamanitra ny olombelona, ka ao Aminy izy no mahita ny hasambarany :  “Rahefa ao Aminao ny tenako manontolo, tsy hisy intsony ny alahelo sy ny fitsapan-toetra ; rahefa henika Anao ny tenako manontolo, ho lavorary ny fiainako”[18]

Loharano ôfisialy ↗