IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra?

Laharana 47 amin’ny Katesizy

Mampianatra ny Fiangonana fa Ilay Andriamanitra tokana sy marina, Mpahary antsika sy Tompontsika, dia mety ho fantatra marina amin’ny alalan’ny asany, noho ny fahalalana voa-Janahary ananan’ny sain’ olombelona[19].

Loharano ôfisialy ↗