IV. Ny olombelona tao am-Paradisa
Laharana 379 amin’ny Katesizy
Izany firindra manontolo ny fahalavorariana hatrany am-piandohana izany, izay notsinjovina ho an’ny olombelona araka ny fandaharan’Andriamanitra, no ho very amin’ny fahotan’ireo voalohan-dray aman-drenintsika.
FAMINTINANA