IV. Ny olombelona tao am-Paradisa

Laharana 380 amin’ny Katesizy

“Andriamanitra ô, nataonao mitovy endrika Aminao ny olombelona, ary nankininao taminy ny fikarakarana an’izao tontolon’ny zava-drehetra izao, mba hanjakany amin’ny voary rehetra, eo am-panompoana Anao, Mpahary azy”[268].

Loharano ôfisialy ↗