Misoroka ny ady

Laharana 2311 amin’ny Katesizy

Anjaran’ny fanjakana ny miantoka ara-drariny ireo izay manaraka ny könsiansiny, ka sady mandà tsy hampiasa fitaovam-piadiana, no maharitra hanompo ny firenena amin’ny fomba hafa[75].

Loharano ôfisialy ↗