Misoroka ny ady

Laharana 2312 amin’ny Katesizy

Ambaran’ny Fiangonana sy ny sain’olombelona fa manan-kery lalandava ny lalàna môraly mandritra ny ady ampiasana fitaovam-piadiana. Rahefa tonga amin’ny tsontsori-mamba hisarahana ka velona ny ady, tsy izany akory no hahatonga ho ara-dalàna ny zavatra rehetra ataon’ny mpifanandrina”[76].

Loharano ôfisialy ↗