IV. “Tsy hanao sary na inona na inona voasokitra ianao...”
Laharana 2141 amin’ny Katesizy
Ny fanajana am-bavaka ny sary masina, dia miorina amin’ny misterin’ny Fahatongavan’ny Tenin’Andriamanitra ho Nofo. Tsy mifanohitra velively amin’ny didy voalohany izany.
Tsy hanonom-poana ny Anaran’ny Tompo Andriamanitrao ianao (Eks 20,7)[66].
Voalaza tamin’ny ntaolo hoe : « Tsy hianian-tsy to ianao. » (…) Fa Izaho kosa milaza aminareo tsy hianiana akory (Mt 5,33-34).