IV. “Tsy hanao sary na inona na inona voasokitra ianao...”
Laharana 2140 amin’ny Katesizy
Ny tsy finoana ny fisian’Andriamanitra, noho izy manohitra na mandà ny fisian’Andriamanitra, dia fahotana manohitra ny didy voalohany.