IV. “Tsy hanao sary na inona na inona voasokitra ianao...”

Laharana 2139 amin’ny Katesizy

Ny fakàna fanahy an’Andriamanitra amin’ny teny na amin’ny atao, ny sakrilezy, ny simônia, dia fahotana avy amin’ny faniratsiram-pivavahana voararan’ny didy voalohany.

Loharano ôfisialy ↗