III. Iray ihany ny finoana

Laharana 180 amin’ny Katesizy

Ny “mino” dia asan’ny olombelona, mahatsiaro tena sy afaka, izay mifanaraka amin’ny fahamendrehan’ny maha-olombelona.

Loharano ôfisialy ↗