III. Iray ihany ny finoana

Laharana 179 amin’ny Katesizy

Fanomezana mihoatra ny natoraly avy amin’Andriamanitra ny finoana. Mila ny fanampiana anaty avy amin’ny Fanahy Masina ny olona, mba hino.

Loharano ôfisialy ↗