Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana
Laharana 1556 amin’ny Katesizy
Mba hanatontosana ny iraka ambony ampanaovina azy ireo, dia “ny fandrotsahana manokana ny Fanahy Masina, natsororoka teo ambonin’izy ireo no namenoan’i Kristy ireo apôstôly ; izy ireo kosa, tamin’ny alalan’ ny fametrahan-tanana, no nampita tamin’ny mpiara-miasa amin’izy ireo ny fanomezana ara-panahy izay tafita hatraty amintsika amin’ny alalan’ ny fanamasinana Eveka”[35].