Ny fisoronana tao amin’ny Fanekem-pihavanana Taloha

Laharana 1540 amin’ny Katesizy

Naorina io fisoronana io, mba hitoriana ny Tenin’Andriamanitra[11] sy mba hamerenana ny fiombonana amin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny sorona sy ny fivavahana, saingy tsy manan-kery hahazoana famonjena, hany ka mila famerimberenana tsy an-kijanona ny sorona, ary tsy afaka hipaka amin’ny fanamasinana tanteraka[12], izay ny soron’i Kristy no hany mahavita izany.

Loharano ôfisialy ↗