VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity
Laharana 1464 amin’ny Katesizy
Tokony hamporisika ny mpino ny Pretra handray ny sakramentan’ny Fivalozana ary tokony hampiseho fahavononana hankalaza io sakramenta io izy ireo isaky ny mangataka izany amin’ny fomba ara-drariny ny kristianina[69].