VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Laharana 1059 amin’ny Katesizy
“Ny Fiangonana rômanina Masina Indrindra dia mino sy miaiky marina, fa amin’ny andron’ny Fitsaràna, hiseho vatana eo anoloan’ny tribonalin’i Kristy ny olombelona rehetra mba hanao tatitra ny asa rehetra nataony avy”[108].