Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2838
V. “Avelao ny fahotanay, tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay”
Mampitolagaga io fangatahana io. Raha tsy misy afa-tsy ireo rantsana amin’ny fehezan-teny voalohany izany – “Avelao ny fahotanay” - dia mety ho tafatsofoka, tsy voalaza mivantana, ao amin’ireo fangatahana telo voalohany amin’ny …
→
-
2839
“Avelao ny fahotanay” ...
Ao anatin’ny fitokiana amin-kasahiana no anombohantsika ny vavaka Rainay. Amin’ny fitalahoana Aminy mba hohamasinina anie ny Anarany, dia mangataka Aminy isika mba hohamasinina bebe kokoa lalandava ny tenantsika. Kanefa, na dia mitafy …
→
-
2840
“Avelao ny fahotanay” ...
Fa ny mampatahotra, io habetsahan’ny famindram-po io dia tsy afaka haninteraka ny fontsika raha toa ka tsy namela ny helok’ireo izay nanao ratsy tamintsika isika. Ny fitiavana, toy ny Vatan’i Kristy, dia …
→
-
2841
“Avelao ny fahotanay” ...
Tena manan-danja io fangatahana io, fa izy irery no naverin’ny Tompo sy novelabelariny tamin’ny toriteny teo an-Tendrombohitra [122] . Izany fitakiana lehibe dia lehibe momba ny misterin’ny fanekem-pihavanana izany dia tsy mety …
→
-
2842
... “tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay”
Io “tahaka” io dia tsy tokana ao amin’ny fampianaran’i Jesoa : “Aoka ho lavorary ianareo "tahaka" ny fahalavorarian’ny Rainareo izay any an-danitra” (Mt 5,48) ; “Aoka ho mpamindra fo ianareo "tahaka" ny …
→
-
2843
... “tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay”
Tahaka izany no mampanjary fiainana ny Tenin’ny Tompo momba ny famelan-keloka, ilay fitiavana izay tia hatramin’ny fara fitiavana [124] . Ny fanoharana momba ny mpanompo tsy mifaditrovana, izay mandravaka ny fampianaran’ny Tompo …
→
-
2844
... “tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay”
Tonga hatrany amin’ny famelan-keloka ny fahavalo [126] ny fivavahana kristianina. Manova endrika ny mpianatra izany amin’ny fanahafana ny Mpampianany. Ny famelan-keloka no tampon’ny vavaka kristianina ; tsy mety ho voaray ny fanomezam-pahasoavana …
→
-
2845
... “tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay”
Tsy misy fetra na fatra izany famelan-keloka araka ny maha-avy amin’ Andriamanitra azy izany [129] . Raha momba ny fahotana (“heloka” araka an’i Lk 11,4 na “trosa” araka an’i Mt 6,12), dia …
→
-
2846
VI. “Aza avela ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay”
Ity fangatahana ity dia mahatratra ny fototry ny fangatahana teo aloha, satria ny fahotantsika no vokatry ny fanekena ny fakam-panahy. Mangataka amin’ny Raintsika isika, mba tsy “hanaiky izany”. Ny mandika ho amin’ny …
→
-
2847
VI. “Aza avela ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay”
Ny Fanahy Masina no mahatonga antsika handanjalanja eo amin’ny fitsapan-toetra, ilaina ho amin’ny fitombon’ny olona anaty [134] ho amin’ny “hatsaram-panahy voazaha toetra” (Rôm 5,3-5), sy eo amin’ny fakam-panahy, izay mitondra amin’ny fahotana …
→
-
2848
VI. “Aza avela ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay”
“Ny tsy miditra ao anatin’ny fakam-panahy” dia mitarika ny fanapahan-kevitry ny fo : “Fa izay itoeran’ny harenao no hitoeran’ny fonao (...). Tsy misy afaka manompo tompo roa” (Mt 6,21.24). “Satria ny Fanahy …
→
-
2849
VI. “Aza avela ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay”
Ary ny ady tahaka izany sy ny fandresena tahaka izany dia tsy mety ho vita raha tsy amin’ny vavaka. Tamin’ny alalan’ny fivavahany no nahatonga an’i Jesoa ho Mpandresy ny Mpaka fanahy, hatrany …
→
-
2850
VII. “Fa manafaha anay amin’ny Ratsy”
Entina koa amin’ny vavak’i Jesoa ny fangatahana farany amin’ny Rainay: “Tsy ny hanesoranao azy ireo amin’izao tontolo izao no angatahiko, fa ny hiarovanao azy ireo amin’ilay Ratsy” (Jo 17,15). Mahakasika antsika izany, …
→
-
2851
VII. “Fa manafaha anay amin’ny Ratsy”
Amin’io fangatahana io, tsy hevi-dravina ny hoe ny Ratsy, fa manondro olona, i Satàna, ilay Ratsy, ny anjely izay manohitra an’Andriamanitra. Ny “devoly” ( dia-bolos ) dia ilay izay “mitsivalam-pandry” amin’ny fandaharan’ …
→
-
2852
VII. “Fa manafaha anay amin’ny Ratsy”
“Mpamono olona hatramin’ny voalohany, mpandainga sy rain’ny lainga” (Jo 8,44), “i Satàna, ilay mpanangoly an’izao tontolo izao” (Apôk 12,9), fa tamin’ny alalany no nidiran’ny fahotana sy ny fahafatesana teto amin’izao tontolo izao …
→
-
2853
VII. “Fa manafaha anay amin’ny Ratsy”
Ny fandresena ny “mpanapaka an’izao tontolo izao” (Jo 14,30) dia azo, indray mandeha ihany, tamin’ny Ora izay nanoloran’i Jesoa tena tamin-kalalahana ho faty mba hanomezany antsika ny Ainy. Ny fitsaràna an’izao tontolo …
→
-
2854
VII. “Fa manafaha anay amin’ny Ratsy”
Rahefa mangataka mba hafahana amin’ilay Ratsy isika, dia mitalaho koa mba hafahana amin’ny faharatsiana amam-pahoriana rehetra, ankehitriny, lasa ary hoavy, izay ataon’ilay Ratsy na amporisihany. Amin’ity fangatahana farany ity no itondran’ny Fiangonana …
→
-
2855
Tenim-boninahitra farany
Ny tenim-boninahitra farany hoe : “Fa Anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra”, dia mamerina, amin’ny fampidirana, ny fangatahana telo voalohany amin’ny Rainay : ny fanomezam-boninahitra ny Anarany, ny fahatongavan’ny …
→
-
2856
Tenim-boninahitra farany
“Ary rahefa vita ny vavaka, hoy Ianao hoe : Amen , amin’ny fanaovana sonia fanamarinana ny sonia vita rahateo amin’ny alalan’io Amen io, izay midika hoe : “Ho tanteraka tokoa anie izany” …
→
-
2857
Tenim-boninahitra farany
Ao amin’ny “Rainay”, ny votoatin’ny fangatahana telo voalohany dia ny Voninahitry ny Ray : ny fankamasinana ny Anarany, ny fahatongavan’ny Fanjakany ary ny fanatanterahana ny sitrapon’Andriamanitra. Ny efatra hafa dia maneho Aminy …
→