Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1791
IV. Ny fitsaràna diso
Izany tsy fahalalana izany matetika dia azo lazaina ho avy amin’ny andraikitry ny tena ihany. Mety ho tonga amin’izany, “raha toa ny olona tsy rototra hitady ny marina sy ny tsara, ary …
→
-
1792
IV. Ny fitsaràna diso
Ny tsy fahalalana an’i Kristy sy ny Evanjeliny, ny oha-dratsy omen’ny hafa, ny fanandevozan’ny firehetam-po, ny fihamboana hahavita tena amin’ny fihainoana vilana ny kônsiansy, ny fandavana ny manam-pahefan’ny Fiangonana sy ny fampianarany, …
→
-
1793
IV. Ny fitsaràna diso
Ny mifanohitra amin’izany, raha tsy mety resy ny tsy fahalalana, na tsy misy andraikitra momba ny môraly ny fitsaràna diso, dia mety tsy hahadiso ny olona ny ratsy nataony. Saingy, tsy manala …
→
-
1794
IV. Ny fitsaràna diso
Ny finoana marina no manazava ny kônsiansy tsara sy madio. Satria avy amin’ny fitiavana avokoa no iandohan’ny “fo madio, kônsiansy tsara ary finoana tsy miolakolaka” (1 Tim 1,5) [74] . Arakaraka ny …
→
-
1795
IV. Ny fitsaràna diso
“ Ny kônsiansy no foibe lalina indrindra sy miafina indrindra ao amin’ny olombelona, toera-masina izay ao izy irery no miaraka amin’ Andriamanitra sy maheno ny feon’Izy Andriamanitra ” [76] .
→
-
1796
IV. Ny fitsaràna diso
.Ny kônsiansy môraly dia fitsaràn’ny saina izay ahalalan’ny olombelona ny toetra ara-môraly amin’ny asa iray azo tsapain-tanana.
→
-
1797
IV. Ny fitsaràna diso
Ho an’ny olona izay nanao ratsy, ny valim-pitsaràn’ny kônsiansiny no mipetraka ho antoky ny fibebahany sy ny fanantenany.
→
-
1798
IV. Ny fitsaràna diso
Mahitsy sady marina ny kônsiansy nobeazina tsara. Lazainy mazava tsara araka ny fahamarinana ny fitsaràny, sy araka ny soa tena izy takìn’ny fahendren’ilay Mpahary. Samy tokony handray izay fomba hanabeazany ny kônsiansiny …
→
-
1799
IV. Ny fitsaràna diso
Ny kônsiansy, eo anatrehan’ny safidy ara-môraly, dia mety hanao fitsaràna mahitsy mifanaraka amin’ny saina sy amin’ny Lalànan’ Andriamanitra, na mety koa hanao fitsaràna diso ka tsy mifanaraka amin’ izany.
→
-
1800
IV. Ny fitsaràna diso
Tokony hanaiky lalandava ny fitsaràna marina tsy misy mampisalasala ny kônsiansiny ny olombelona.
→
-
1801
IV. Ny fitsaràna diso
Mety hijanona ao anatin’ny tsy fahalalana na hitondra ho amin’ny fitsaràna diso ny kônsiansy môraly. Tsy hoe manafaka lalandava amin’ny maha-meloka akory ireny tsy fahalalana mbamin’ny fahadisoana ireny.
→
-
1802
IV. Ny fitsaràna diso
Ny Tenin’Andriamanitra no fahazavana mitsilo ny diantsika. Ilaintsika ny mitsakotsako azy amin’ny finoana sy amin’ny fivavahana, sy ny mampihatra azy amin’ny fiainana. Ary amin’izany no hibeazan’ny kônsiansy.
→
-
1803
Ny herim-panahy
“Izay rehetra marina, izay rehetra manan-kaja, izay rehetra rariny, izay rehetra madio, izay rehetra mahatehotia, izay rehetra tsara laza, sy izay rehetra misy herim-panahy sy misy dera, no aoka hoheverinareo” (Filip 4,8). …
→
-
1804
I. Ny herim-panahy maha-olombelona
Ny herim-panahy maha-olombelona dia toetran’ny saina sy ny sitrapo, izay miseho amin’ny fihetsika tsy miovaova, amin’ny fahavononana tsy mivadibadika, amin’ny fahatsarana mahazatra, izay manitsy ny ataontsika, mandrindra ny firehetam-pontsika ary manoro ny …
→
-
1805
Fiavahan’ireo herim-panahy savily (fototra)
Misy efatra ny herim-panahy manana anjara asan’ny savily. Avy amin’ izany no antony iantsoana azy ireo hoe “savily”, izany hoe “fototra” ; ny herim-panahy hafa rehetra kosa dia mivondrona manodidina azy ireo. …
→
-
1806
Fiavahan’ireo herim-panahy savily (fototra)
Ny fahamalinana dia herim-panahy enti-mitondra tena, izay mandrisika ny saina hahay manavaka amin’ny toe-java-miseho rehetra, ny soa sy ny tsara tena izy ho antsika, sy hahay mifidy ny fomba na fitaovana sahaza …
→
-
1807
Fiavahan’ireo herim-panahy savily (fototra)
Ny fahamarinana dia herim-panahy enti-mitondra tena, izay ifotoran’ny sitrapo, amin’ny toetra tsy miovaova sy mafy orina, hanome amin’ Andriamanitra sy amin’ny namana izay tokony hefaina amin’izy ireo. Ny fahamarinana atao amin’Andriamanitra dia …
→
-
1808
Fiavahan’ireo herim-panahy savily (fototra)
Ny faherezana dia herim-panahy enti-mitondra tena, izay miantoka, ao anatin’ny sarotra, ny fahasahiana sy ny fikirizana amin’ny fikatsahana ny tsara. Izy no manamafy ny fikasana hanohitra ny fakam-panahy sy handresy ny sakana …
→
-
1809
Fiavahan’ireo herim-panahy savily (fototra)
Ny fahalalana onony dia herim-panahy enti-mitondra tena, izay mampitony ny fanintonan’ny fahafinaretana sy mampifandanja ny fampiasana ny haren’ny zavaboary. Izy no manamafy orina ny fifehezana ny sitrapo amin’ny tosi-kerim-panentana ao anaty sy …
→
-
1810
Ny herim-panahy sy ny fahasoavana
Ireo herim-panahy maha-olombelona azo tamin’ny fanabeazana, tamin’ny asa natao amin’ny nahim-po ary tamin’ny faharetana niezaka lalandava, dia voadio sy voasandratra ho ambony tamin’ny alalan’ny fahasoavan’ Andriamanitra. Miaraka amin’ny fanampian’Andriamanitra izy ireny no …
→