IV. Ny fitsaràna diso

Laharana 1794 amin’ny Katesizy

Ny finoana marina no manazava ny kônsiansy tsara sy madio. Satria avy amin’ny fitiavana avokoa no iandohan’ny “fo madio, kônsiansy tsara ary finoana tsy miolakolaka” (1 Tim 1,5)[74].

Arakaraka ny handresen’ny kônsiansy mahitsy, no hanalaviran’ny olona sy ny antokon’olona amin’ny fanapahan-kevitra an-jamba sy hiezahan’izy ireo hanaraka ny fitsipika misy amin’ny toetram-pitondran-tena [75].

FAMINTINANA

Loharano ôfisialy ↗