II. Ny fiombonan’ny Fiangonan’ny lanitra sy ny tany

Laharana 959 amin’ny Katesizy

Ao amin’ny fianakaviana tokan’Andriamanitra. “Raha ny fifankatiavana sy ny fiaraha-midera ny Trinite Masina Indrindra no mampiombona antsika samy isika, isika rehetra, zanak’Andriamanitra izay tsy hafa fa fianakaviana iray ihany ao amin’i Kristy, dia aoka isika hiara-manoina ny fiantsoana manako lalina ao amin’ny Fiangonana”[513].

FAMINTINANA

Loharano ôfisialy ↗