Ny hevi-pinoana mihoatra ny fahatakaran-tsain’olombelona

Laharana 93 amin’ny Katesizy

“Noho izany hevi-pinoana izany izay fohazin’ny Fanahin’ny fahamarinana sy tohanany, sy eo ambany fitarihan’ny Toniam-pampianarana masina, (…)  dia miraiki-po amim-paharetana lalandava amin’ny finoana nampitaina indray mandeha ihany tamin’ny olomasina ny Vahoakan’Andriamanitra, sy mandalina izany bebe kokoa eo am-pivoasana tsara izany, ary mampihatra izany eo amin’ny fiainany amin’ny fomba lavorary kokoa”[79].

Loharano ôfisialy ↗