III. Ny fanokanam-piainana

Laharana 914 amin’ny Katesizy

“Ny lalam-piainana miorina amin’ny fanaovana voady araka ny torohevitry ny Evanjely, na tsy mikasika ny rafitr’ambaratongam-pitondrana ny Fiangonana aza, dia tsy azo lavina fa anisan’ny fiainany sy ny fahamasinany”[458].

Loharano ôfisialy ↗