“Ny Fiombonam-piadidian’ireo Eveka dia mampiasa ny fahefana eo amin’ny Fiangonana manontolo amin’ny fomba manetriketrika ao amin’ny Kônsily Ekiomenika”[402]. “Tsy misy ny Kônsily Ekiomenika raha toa ka tsy nohamafisin’ny dimbin’i Piera izany, na fara fahakeliny nekeny”[403].