Ny apôstôlà

Laharana 866 amin’ny Katesizy

Iray ny Fiangonana : tsy manana afa-tsy Tompo iray izy, tsy miaiky afa-tsy finoana iray izy, tsy nateraka afa-tsy tamin’ny Batemy iray izy, tsy mamorona afa-tsy Vatana iray izy, velomin’ny Fanahy iray, ho amin’ny fanantenana iray[379] ka amin’izany fiteny izany no ho resy ny fitsitokotokoana rehetra.

Loharano ôfisialy ↗