Ny Pantekôty

Laharana 731 amin’ny Katesizy

Ny andro Pantekôty (faran’ny herinandro fito ny Paka) no tanteraka ny Pakan’i Kristy, tamin’ny fandrotsahana ny Fanahy Masina izay naseho, nomena, nampitaina amin’ny maha-Olona-Andriamanitra : avy amin’ny Hafenoany, i Kristy, Tompo, no mandrotsaka be dia be ny Fanahy[106].

Loharano ôfisialy ↗