Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy

Laharana 725 amin’ny Katesizy

Farany, amin’i Maria no anombohan’ny Fanahy Masina mampiombona amin’i Kristy ny olombelona rehetra “fototry ny fitiavana maneho ny hatsaram-pon’Andriamanitra”[93], aryireo manetry tena no loha laharana lalandava mandray izany : ireo mpiandry ondry, ireo majy, i Simeôna sy i Ana, izy mivady tao Kanà ary ireo mpianatra voalohany.

Loharano ôfisialy ↗